<- -> |
[King James Bible] The Gospel according to John |
[Baiboly 1865] Jaona |
[Baiboly Katolika] Joany |
[Bible de Jérusalem] L'Évangile selon Saint Jean |
||||||||||||||||||||||
<-
-> |
|
|||||||||||||||||||||||||
Jao / Jo 17:1 | These words spake |
Rehefa nolazain' i Jesosy izany teny izany, dia nanandratra ny masony ho amin' ny lanitra Izy ka nanao hoe: Ray ô, tonga ny fotoana; mankalazà ny Zanakao, mba hankalazan' ny Zanaka Anao. | Rahefa voalazan' i Jeso izany, dia niandrandra ny lanitra izy, ka nanao hoe: Raiko ô, tonga ny fotoana: omeo voninahitra ny Zanakao, mba hanomezan' ny Zanaka voninahitra anao, | Ainsi parla |