<-
->

Jao / Jo 13:7 Jesus answered and said unto him, What I do thou knowest not now; but thou shalt know hereafter. Jesosy namaly ka nanao taminy hoe: Izay ataoko dia tsy fantatrao ankehitriny, fa ho fantatrao rahatrizay. Dia namaly Jeso ka nanao taminy hoe: Tsy fantatrao izao izay ataoko, fa ho fantatrao aoriana. Jésus lui répondit : " Ce que je fais, tu ne le sais pas à présent ; par la suite tu comprendras. "