<-
->

Jao / Jo 13:38 Jesus answered him, Wilt thou lay down thy life for my sake? Verily, verily, I say unto thee, The cock shall not crow, till thou hast denied me thrice. Jesosy namaly hoe: Ny ainao va no hafoinao noho ny amiko? Lazaiko aminao marina dia marina tokoa: Tsy mbola hisy akoho haneno mandra-pandànao Ahy intelo. Fa hoy Jeso: Hafoinao ho ahy ny ainao? Lazaiko marina dia marina aminao: Alohan' ny maneno akoho, dia handà ahy intelo hianao. Jésus répond : " Tu donneras ta vie pour moi ? En vérité, en vérité, je te le dis, le coq ne chantera pas que tu ne m' aies renié trois fois.