<-
->

Jao / Jo 13:27 And after the sop Satan entered into him. Then said Jesus unto him, That thou doest, do quickly. Ary manaraka izany no nidiran' i Satana tao aminy, ka hoy Jesosy taminy: Izay ataonao dia ataovy faingana. Vantany vao nihinana ilay sombi-mofo Jodasy dia nidiran' ny demony, ka hoy Jeso taminy: Ataovy haingana izay ataonao. Après la bouchée, alors Satan entra en lui. Jésus lui dit donc : " Ce que tu fais, fais-le vite. "