<- -> |
[King James Bible] The Gospel according to John |
[Baiboly 1865] Jaona |
[Baiboly Katolika] Joany |
[Bible de Jérusalem] L'Évangile selon Saint Jean |
||||||||||||||||||||||
<-
-> |
|
|||||||||||||||||||||||||
Jao / Jo 13:10 | Fa hoy Jesosy taminy: Izay efa nandro tsy mila hosasana, afa-tsy ny tongotra ihany, fa efa madio avokoa; ary ianareo dia madio, nefa tsy ianareo rehetra. | Fa hoy Jeso taminy: Izay efa nandro, tsy mila hosasana afa-tsy ny tongotra, fa efa madio avokoa ny tenany manontolo. Ary hianareo koa dia madio, nefa tsy hianareo rehetra. |