<-
->

Deo / Dt 4:46 On this side Jordan, in the valley over against Bethpeor, in the land of Sihon king of the Amorites, who dwelt at Heshbon, whom Moses and the children of Israel smote, after they were come forth out of Egypt: tany an-dafin' i Jordana, tao an-dohasaha tandrifin' i Beti-peora, tao amin' ny tanin' i Sihona, ilay mpanjakan' ny Amorita nonina tao Hesbona, dia ilay noresen' i Mosesy sy ny Zanak' Isiraely, rehefa nivoaka avy tany Egypta izy, tany an-dafin' i Jordany tao an-dohasaha tandrifin' i Bet-Fogora, amin' ny tanin' i Sehona, mpanjakan' ny Amoreana, nonina tao Hesebona, izay noresen' i Moizy sy ny zanak' Israely tamin' ny nivoahany tany Ejipta. au-delà du Jourdain, dans la vallée proche de Bet-Péor, au pays de Sihôn, roi amorite résidant à Heshbôn. Moïse et les Israélites l' avaient battu à leur sortie d'Égypte