<-
->

Deo / Dt 33:7 And this is the blessing of Judah: and he said, Hear, Lord, the voice of Judah, and bring him unto his people: let his hands be sufficient for him; and be thou an help to him from his enemies. Ary ny amin' i Joda dia izao, hoy izy: Jehovah ô, mihainoa ny feon' i Joda, Ka ento ho amin' ny olony izy. Ny tanany no hiadiany ho azy, Ka manampia azy Hianao hamelezany ny mpandrafy azy. Izao kosa ny amin' i Joda; hoy izy: Henoy ny feon' i Joda, ry Iaveh, ary ento hiverina amin' ny vahoakany izy. Ny tanany no hiady ho an' Israely ary hiaro hanampy azy hamely ny fahavalony. Voici ce qu' il dit sur Juda : Écoute, Yahvé, la voix de Juda et ramène-le vers son peuple. Que ses mains défendent son droit, viens-lui en aide contre ses ennemis.