<-
->

Deo / Dt 32:8 When the Most High divided to the nations their inheritance, when he separated the sons of Adam, he set the bounds of the people according to the number of the children of Israel. Fony nomen' ny Avo Indrindra zara-tany ny jentilisa, Ka samy natokantokany ny zanak' olombelona, Dia notendreny ny fari-tanin' ireo firenena Araka ny isan' ny Zanak' Isiraely. Nony nomen' ny Avo indrindra zaratany ny firenena, nony natokotokony ny zanak' olombelona, dia nametra ny faritanin' ny vahoaka izy; araka ny isan' ny zanak' Israely. Quand le Très Haut donna aux nations leur héritage, quand il répartit les fils d' homme, il fixa les limites des peuples suivant le nombre des fils de Dieu ;