<-
->

Deo / Dt 32:44 And Moses came and spake all the words of this song in the ears of the people, he, and Hoshea the son of Nun. Dia nandeha Mosesy ka nilaza ny teny rehetra amin' izany fihirana izany teo anatrehan' ny olona, dia izy sy Hosea, zanak' i Nona. Tonga Moizy ka nilaza ny teny rehetra amin' izany tonon-kira izany mba ho ren' ny vahoaka, ary nomba azy Josoe zanak' i Nòna. Moïse vint avec Josué fils de Nûn, et prononça aux oreilles du peuple toutes les paroles de ce cantique.