<-
->

Deo / Dt 31:30 And Moses spake in the ears of all the congregation of Israel the words of this song, until they were ended. Dia nolazain' i Mosesy teo anatrehan' ny fiangonana, dia ny Isiraely rehetra, ny tenin' izao fihirana izao mandra-pahavitany. Dia nolazain' i Moizy hatramin' ny farany, teo an-tsofin' ny fiangonan' Israely rehetra, izao tonon-kira izao: Puis, aux oreilles de toute l' assemblée d' Israël, Moïse prononça jusqu'à la dernière les paroles de ce cantique :