<-
->

Deo / Dt 31:22 Moses therefore wrote this song the same day, and taught it the children of Israel. Dia nosoratan' i Mosesy androtrizay ihany izao fihirana izao ka nampianariny ny Zanak' Isiraely. Dia nosoratan' i Moizy androtr' izay ihany izany tonon-kira izany, ka nampianariny ny zanak' Israely. Et Moïse écrivit en ce jour ce cantique et il l' enseigna aux Israélites.