<-
->

Deo / Dt 31:19 Now therefore write ye this song for you, and teach it the children of Israel: put it in their mouths, that this song may be a witness for me against the children of Israel. Ary ankehitriny soraty ho anareo izao fihirana izao, ka ampianaro ny Zanak' Isiraely, ary aoka tsy ho afaka am-bavany izao fihirana izao mba ho vavolombelona amin' ny Zanak' Isiraely. Koa soraty izao tonon-kira izao. Ampianaro ny zanak' Israely izany, ary ataovy eo am-bavany mba ho vavolombelona hoentiko miampanga ny zanak' Israely izany tonon-kira izany. " Écrivez maintenant pour votre usage le cantique que voici ; enseigne-le aux Israélites, mets-le dans leur bouche, afin qu' il me serve de témoin contre les Israélites.