<-
->

Deo / Dt 31:14 And the Lord said unto Moses, Behold, thy days approach that thou must die: call Joshua, and present yourselves in the tabernacle of the congregation, that I may give him a charge. And Moses and Joshua went, and presented themselves in the tabernacle of the congregation. Dia hoy Jehovah tamin' i Mosesy: Indro, antomotra ny andro hahafatesanao; koa miantsoa an' i Josoa, ary mitoera ao amin' ny trano-lay fihaonana ianareo mba handidiako azy. Dia nandeha Mosesy sy Josoa ka nitoetra tao amin' ny trano-lay fihaonana. Dia hoy Iaveh tamin' i Moizy: Indro, antomotra ny fotoana hahafatesanao; koa antsoy Josoe, ary tongava ao an-trano lay fihaonana hianareo, mba hanomezako azy ny didiko. Dia nandeha nankao an-trano lay fihaonana Moizy sy Josoe, Yahvé dit à Moïse : " Voici venir les jours de ta mort, appelle Josué. Tenez-vous à la Tente du Rendez-vous, pour que je lui donne mes ordres. " Moïse et Josué vinrent se tenir à la Tente du Rendez-vous.