<-
->

Deo / Dt 31:11 When all Israel is come to appear before the Lord thy God in the place which he shall choose, thou shalt read this law before all Israel in their hearing. ka avy hiseho eo anatrehan' i Jehovah Andriamanitrao eo amin' ny tany izay hofidiny ny Isiraely rehetra, dia aoka hovakinao eo anatrehan' ny Isiraely rehetra ny tenin' ity lalàna ity hihainoany azy. raha ilay tonga hiseho eo anatrehan' ny Tompo Andriamanitrao iny Israely rehetra, any amin' ny fitoerana izay hofidiny; dia vakio eo anatrehan' Israely rehetra ity lalàna ity, mba hohenoiny. au moment où tout Israël se rend, pour voir la face de Yahvé ton Dieu, au lieu qu' il aura choisi, tu prononceras cette Loi aux oreilles de tout Israël.