<-
->

Deo / Dt 29:22 So that the generation to come of your children that shall rise up after you, and the stranger that shall come from a far land, shall say, when they see the plagues of that land, and the sicknesses which the Lord hath laid upon it; fa ho solifara sy sira ary fahamaizana ny tany rehetra eo: tsy hofafazana izy, na hanirian-javatra, sady tsy hisy ahitra akory hitrebona ao, tahaka ny nandravana an' i Sodoma sy Gomora sy Adma ary Zeboima, izay noravan' i Jehovah tamin' ny fahavinirany sy ny fahatezerany dia ny solfara sy ny sira, fanakilàna an' izany tany rehetra izany, izay hofafazana tsy hanome vokatra avy aminy, tsy haniriana ahitra akory, toy ny tamin' ny fikorontanan' i Sodoma sy Gomora, Adamà sy Seboima, izay nakorontan' ny Tompo tamin' ny fahatezerany amam-pahavinirany, " Soufre, sel, toute sa terre est brûlée ; on n' y sèmera plus, rien n' y germera plus, aucune herbe n' y croîtra plus. Ainsi ont été changées Sodome et Gomorrhe, Adma et Çeboyim que Yahvé dévasta dans sa colère et sa fureur ! "