<-
->

Deo / Dt 27:1 And Moses with the elders of Israel commanded the people, saying, Keep all the commandments which I command you this day. Ary Mosesy sy ny loholon' ny Isiraely dia nandidy ny vahoaka ka nanao hoe: Tandremo ny lalàna rehetra izay andidiako anao anio. Ary Moizy sy ny loholon' Israely dia nanome izao didy izao tamin' ny vahoaka: Tandremo ny didy rehetra andidiako anareo anio. Moïse et les anciens d' Israël donnèrent cet ordre au peuple : " Gardez tous les commandements que je vous prescris aujourd' hui.