<-
->

Deo / Dt 26:11 And thou shalt rejoice in every good thing which the Lord thy God hath given unto thee, and unto thine house, thou, and the Levite, and the stranger that is among you. Ary mifalia amin' ny soa rehetra izay nomen' i Jehovah Andriamanitrao anao sy ny ankohonanao ianao sy ny Levita mbamin' ny vahiny eo aminao. Rahefa izany dia miaraha mifaly amin' ny Levita sy ny vahiny eo aminao, noho ny soa rehetra nomen' ny Tompo Andriamanitrao anao sy ny ankohonanao. Puis tu te réjouiras de toutes les bonnes choses dont Yahvé ton Dieu t' a gratifié, toi et ta maison, - toi ainsi que le lévite et l'étranger qui est chez toi.