<-
->

Deo / Dt 22:22 If a man be found lying with a woman married to an husband, then they shall both of them die, both the man that lay with the woman, and the woman: so shalt thou put away evil from Israel. Raha misy lehilahy azo mandry amim-behivavy vadin' olona, dia samy hatao maty izy roroa, na ralehilahy izay nandry tamin-dravehivavy, na ravehivavy koa; ka dia hofongoranao tsy ho eo amin' ny Isiraely ny fanao ratsy. Raha misy lehilahy azo mandry amim-behivavy manam-bady dia hovonoina, ho faty avokoa izy roa, na ralehilahy nandry tamin-dravehivavy, na ravehivavy. Izany no hamongoranao ny ratsy ao afovoan' Israely. Si l' on prend sur le fait un homme couchant avec une femme mariée, tous deux mourront : l' homme qui a couché avec la femme et la femme elle-même. Tu feras disparaître d' Israël le mal.