<-
->

Deo / Dt 2:9 And the Lord said unto me, Distress not the Moabites, neither contend with them in battle: for I will not give thee of their land for a possession; because I have given Ar unto the children of Lot for a possession. Dia hoy Jehovah tamiko: Aza mandrafy ny Moabita, na mila ady aminy, fa tsy hanomezako ho lovanao ny taniny, satria Ara dia nomeko ho lovan' ny taranak' i Lota. Hoy Iaveh tamiko: Aza manomboka ady amin' i Moaba, ary aza rafitra ady aminy, fa tsy hanomezako ho fanananareo ny taniny, na kely aza, satria Ara efa nomeko ho fananan' ny taranak' i Lota. Yahvé me dit alors : " N' attaque pas Moab, ne le provoque pas au combat ; car je ne te donnerai rien de son territoire : c' est aux fils de Lot que j' ai donné Ar pour domaine.