<-
->

Deo / Dt 18:1 The priests the Levites, and all the tribe of Levi, shall have no part nor inheritance with Israel: they shall eat the offerings of the Lord made by fire, and his inheritance. Ny Levita mpisorona, dia ny firenen' i Levy rehetra, tsy mba hanana anjara na lova eo amin' ny Isiraely; ny fanatitra atao amin' ny afo ho an' i Jehovah sy ny anjaran' i Jehovah no ho fihinany. Ny mpisorona Levitika, ny fokon' i Levì rehetra dia tsy mba hanana anjara na lova miaraka amin' Israely, fa ny soron' ny Tompo atao amin' ny afo sy izay lova avy aminy no hiveloman' izy ireo. Les prêtres lévites, toute la tribu de Lévi, n' auront point de part ni d' héritage avec Israël : ils vivront des mets offerts à Yahvé et de son patrimoine.