<-
->

Deo / Dt 16:2 Thou shalt therefore sacrifice the passover unto the Lord thy God, of the flock and the herd, in the place which the Lord shall choose to place his name there. Ary vonoy ny Paskan' i Jehovah Andriamanitrao, dia ondry aman' osy sy omby, eo amin' ny tany izay hofidin' i Jehovah hampitoerany ny anarany. Any amin' ny fitoerana izay hofidin' ny Tompo Andriamanitrao hamponenany ny anarany, no hamonoanao ny soron' ny Paka, amin' ny Tompo Andriamanitrao, ny ondry sy ny omby. Tu immoleras pour Yahvé ton Dieu une pâque de gros et de petit bétail, au lieu choisi par Yahvé ton Dieu pour y faire habiter son nom.