<-
->

Deo / Dt 16:11 And thou shalt rejoice before the Lord thy God, thou, and thy son, and thy daughter, and thy manservant, and thy maidservant, and the Levite that is within thy gates, and the stranger, and the fatherless, and the widow, that are among you, in the place which the Lord thy God hath chosen to place his name there. ary mifalia eo anatrehan' i Jehovah Andriamanitrao ianao sy ny zanakao-lahy sy ny zanakao-vavy ary ny ankizilahinao sy ny ankizivavinao ary ny Levita izay ao an-tanànanao mbamin' ny vahiny sy ny kamboty ary ny mpitondratena izay eo aminao, dia eo amin' ny tany izay hofidin' i Jehovah Andriamanitrao hampitoerany ny anarany. Any amin' ny fitoerana izay hofidin' ny Tompo Andriamanitrao hamponenany ny anarany no hifalianao eo anatrehan' ny Tompo Andriamanitrao, hianao, ny zanakao lahy sy ny zanakao vavy, ny ankizilahinao sy ny ankizivavinao, ny Levita ao anatin' ny vavahadinao ary ny vahiny sy ny kamboty sy ny mpitondratena mitoetra eo afovoanao. En présence de Yahvé ton Dieu tu te réjouiras, au lieu choisi par Yahvé ton Dieu pour y faire habiter son nom : toi, ton fils et ta fille, ton serviteur et ta servante, le lévite qui est dans tes portes, l'étranger, l' orphelin et la veuve qui vivent au milieu de toi.