<-
->

Deo / Dt 14:29 And the Levite, (because he hath no part nor inheritance with thee,) and the stranger, and the fatherless, and the widow, which are within thy gates, shall come, and shall eat and be satisfied; that the Lord thy God may bless thee in all the work of thine hand which thou doest. ary dia aoka ho avy ny Levita (satria tsy mba manana anjara na lova eo aminao izy) sy ny vahiny sy ny kamboty ary ny mpitondratena izay ao an-tanànanao, dia hihinana izy ka ho voky, mba hotahin' i Jehovah Andriamanitrao ianao amin' ny asan-tananao rehetra izay ataonao. Ka aoka ho avy amin' izay ny Levita izay tsy mba manana anjara na lova eo aminao, mbamin' ny vahiny sy ny kamboty amam-pitondrantena izay ao anatin' ny vavahadinao, dia hihinana izy, ka hivoky mba hanambinan' ny Tompo Andriamanitrao anao amin' ny asa rehetra ataon' ny tànanao. Viendront alors manger le lévite puisqu' il n' a ni part ni héritage avec toi , l'étranger, l' orphelin et la veuve de ta ville, et ils s' en rassasieront. Ainsi Yahvé ton Dieu te bénira dans tous les travaux que tes mains pourront entreprendre.