<-
->

Deo / Dt 12:18 But thou must eat them before the Lord thy God in the place which the Lord thy God shall choose, thou, and thy son, and thy daughter, and thy manservant, and thy maidservant, and the Levite that is within thy gates: and thou shalt rejoice before the Lord thy God in all that thou puttest thine hands unto. Fa eo anatrehan' i Jehovah Andriamanitrao no hihinananao azy, dia eo amin' ny tany izay hofidin' i Jehovah Andriamanitrao, dia ianao sy ny zanakao-lahy sy ny zanakao-vavy sy ny ankizilahinao sy ny ankizivavinao ary ny Levita izay ao an-tanànanao; ary hifaly eo anatrehan' i Jehovah Andriamanitrao ianao amin' izay rehetra hanin' ny tananao. fa eo anatrehan' ny Tompo Andriamanitrao, amin' ny fitoerana voafidin' ny Tompo Andriamanitrao no hihinananao azy, dia hianao sy ny zanakao lahy mbamin' ny zanakao vavy, ary ny ankizilahy aman' ankizivavinao, mbamin' ny Levita ao anatin' ny vavahadinao, dia hifaly eo anatrehan' ny Tompo Andriamanitrao hianao amin' ny fizakana ny harena rehetra harin-tànanao. Mais tu les mangeras en présence de Yahvé ton Dieu, au lieu choisi par Yahvé ton Dieu et là seulement, toi, ton fils et ta fille, ton serviteur et ta servante, et le lévite qui est chez toi. Tu te réjouiras en présence de Yahvé ton Dieu de tous tes travaux.