<- -> |
[King James Bible] Deuteronomy |
[Baiboly 1865] Fifanekena na Detoronomia |
[Baiboly Katolika] Fifanekena na Detoronomy |
[Bible de Jérusalem] Le Deutéronome |
|||||||||||||||||||||||||||||||||||
<-
-> |
|
||||||||||||||||||||||||||||||||||||||
Deo / Dt 10:12 | And now, |
Ary ankehitriny, ry Isiraely ô, inona moa no ilain' i Jehovah Andriamanitrao aminao, afa-tsy ny hatahotra an' i Jehovah Andriamanitrao sy ny handeha amin' ny lalany rehetra ary ny ho tia Azy sy hanompo an' i Jehovah Andriamanitrao amin' ny fonao rehetra sy ny fanahinao rehetra, | Ary ankehitriny, ry Israely, inona moa no angatahin' ny Tompo Andriamanitrao aminao, afa-tsy ny mba hatahoranao an' ny Tompo Andriamanitrao, amin' ny fizoranao eo amin' ny làlany rehetra, sy amin' ny fitiavanao ary fanompoanao an' ny Tompo Andriamanitrao amin' ny fonao rehetra sy amin' ny fanahinao rehetra; | Et maintenant, |