<-
->

Deo / Dt 1:3 And it came to pass in the fortieth year, in the eleventh month, on the first day of the month, that Moses spake unto the children of Israel, according unto all that the Lord had given him in commandment unto them; Ary tamin' ny andro voalohany tamin' ny volana fahiraika ambin' ny folo tamin' ny taona fahefa-polo dia niteny tamin' ny Zanak' Isiraely Mosesy, araka izay rehetra efa nandidian' i Jehovah azy holazainy aminy, Tamin' ny taona fahefa-polo, volana faharaika ambin' ny folo, andro voalohan' ny volana dia niteny tamin' ny zanak' Israely Moizy, araka izay rehetra nodidian' ny Tompo holazainy amin' izy ireo, Ce fut la quarantième année, le premier jour du onzième mois, que Moïse parla aux Israélites selon tout ce que Yahvé lui avait ordonné à leur sujet.