<-
->

Deo / Dt 1:1 These be the words which Moses spake unto all Israel on this side Jordan in the wilderness, in the plain over against the Red sea, between Paran, and Tophel, and Laban, and Hazeroth, and Dizahab. IZAO no teny izay nolazain' i Mosesy tamin' ny Isiraely rehetra tany an-dafin' i Jordana, tany an-efitra, dia tany amin' ny tani-hay tandrifin' i Sofa, tanelanelan' i Parana sy Tofela sy Labana sy Hazerota ary Dizahaba. Izao no teny nataon' i Moizy tamin' ny zanak' Israely rehetra tany an-dafin' i Jordany tany an' efitra, tany Arabaha, tandrifin' i Sofa, anelanelan' i Faràna, Tofela, Labana, Haserota sy Di-Zahaba. Voici les paroles que Moïse adressa à tout Israël au-delà du Jourdain, dans le désert, dans la Araba, en face de Suph, entre Parân et Tophel, Labân, Haçérot et Di-Zahab. -