<-
->

Lio / Lk 9:44 Let these sayings sink down into your ears: for the Son of man shall be delivered into the hands of men. Ampidironareo ao amin' ny sofinareo izany teny izany; fa ny Zanak' olona efa hatolotra eo an-tànan' ny olona. Dia talanjona izy rehetra noho ny halehiben' Andriamanitra. Ilay mbola gaga tamin' izay rehetra nataon' i Jeso iny izy rehetra, dia hoy izy tamin' ny mpianany: Alatsaho tsara ao amin' ny sofinareo izao rehetra izao, satria tsy maintsy hatolotra ao am-pelatanan' ny olona ny Zanak' olona. " Vous, mettez-vous bien dans les oreilles les paroles que voici : le Fils de l' homme va être livré aux mains des hommes. "