<-
->

Lio / Lk 9:43 And they were all amazed at the mighty power of God. But while they wondered every one at all things which Jesus did, he said unto his disciples, Dia talanjona izy rehetra noho ny fiandrianan' Andriamanitra. Ny nilazan' i Jesosy fanindroany ny hahafatesany sy ny hitsanganany indray. Fa raha talanjona izy rehetra tamin' izay rehetra nataon' i Jesosy, dia hoy Izy tamin' ny mpianany: fa norahonan' i Jeso ny fanahy maloto, dia nositraniny ilay zazalahy ka nomeny an-drainy. Et tous étaient frappés de la grandeur de Dieu. Comme tous étaient étonnés de tout ce qu' il faisait, il dit à ses disciples :