<-
->

Lio / Lk 9:36 And when the voice was past, Jesus was found alone. And they kept it close, and told no man in those days any of those things which they had seen. Ary rehefa nitsahatra ny feo, dia Jesosy irery ihany no hita. Ary nangina izy ireo ka tsy nilazalaza tamin' olona na dia iray akory aza tamin' izany andro izany ny amin' izay zavatra efa hitany. Ilay niteny iny ny feo, dia Jeso irery ihany no hita. Ary nangina ireo mpianany ka tsy nilazalaza na tamin' iza na tamin' iza tamin' izany andro izany izay zavatra hitany teo. Et quand la voix eut retenti, Jésus se trouva seul. Pour eux, ils gardèrent le silence et ne rapportèrent rien à personne, en ces jours-là, de ce qu' ils avaient vu.