<-
->

Lio / Lk 9:11 And the people, when they knew it, followed him: and he received them, and spake unto them of the kingdom of God, and healed them that had need of healing. Ary ny vahoaka, nony nahalala, dia nanaraka Azy; ary Izy nandray azy tsara ka nilaza taminy ny amin' ny fanjakan' Andriamanitra; ary izay marary dia nositraniny. Nony nahare izany ny vahoaka dia nanaraka azy. Noraisin' i Jeso tsara izy ireo, notorotoroany ny amin' ny fanjakan' Andriamanitra, sady nositraniny ny marary. Mais les foules, ayant compris, partirent à sa suite. Il leur fit bon accueil, leur parla du Royaume de Dieu et rendit la santé à ceux qui avaient besoin de guérison.