<-
->

Lio / Lk 9:10 And the apostles, when they were returned, told him all that they had done. And he took them, and went aside privately into a desert place belonging to the city called Bethsaida. Ary rehefa niverina ny Apostoly, dia nanambara tamin' i Jesosy izay efa nataony. Ary Izy nitondra azy ka nandeha nitokana nankany amin' ny tanàna atao hoe Betsaida. Ary rahefa niverina ny Apostoly ka nilaza tamin' i Jeso ny nataony rehetra, dia nentiny hitokana tany amin' ny tany mangingina akaikin' i Betsaida izy ireo. A leur retour, les apôtres lui racontèrent tout ce qu' ils avaient fait. Les prenant alors avec lui, il se retira à l'écart, vers une ville appelée Bethsaïde.