<-
->

Lio / Lk 6:39 And he spake a parable unto them, Can the blind lead the blind? shall they not both fall into the ditch? Ary Jesosy nanao fanoharana taminy koa hoe: Ny jamba va mahatari-dalana ny jamba? Tsy hianjera any an-kady va izy roa? Ary izao koa no fanoharana nataony tamin' izy ireo: Moa ny jamba mahatari-dàlana ny jamba va? Moa tsy hiara-mianjera any an-kady va izy roa? Il leur dit encore une parabole : " Un aveugle peut-il guider un aveugle ? Ne tomberont-ils pas tous les deux dans un trou ?