<-
->

Lio / Lk 6:20 And he lifted up his eyes on his disciples, and said, Blessed be ye poor: for yours is the kingdom of God. Ary Jesosy dia nanopy ny masony tamin' ny mpianany ka nanao hoe: Sambatra ianareo malahelo, fa anareo ny fanjakan' Andriamanitra. Tamin' izay, dia niatrana nijery an' ireo mpianany izy, ka nanao hoe: Sambatra hianareo mahantra, fa anareo ny fanjakan' ny lanitra. Et lui, levant les yeux sur ses disciples, disait : " Heureux, vous les pauvres, car le Royaume de Dieu est à vous.