<-
->

Lio / Lk 6:12 And it came to pass in those days, that he went out into a mountain to pray, and continued all night in prayer to God. Ary tamin' izany andro izany dia lasa nankany an-tendrombohitra Jesosy mba hivavaka; ary naharitra nivavaka tamin' Andriamanitra nandritra ny alina Izy. Ary tamin' izany andro izany, dia lasa tany an-tendrombohitra izy mba hivavaka, ka nivavaka tamin' Andriamanitra nandritra ny alina. Or il advint, en ces jours-là, qu' il s' en alla dans la montagne pour prier, et il passait toute la nuit à prier Dieu.