<-
->

Lio / Lk 4:38 And he arose out of the synagogue, and entered into Simon' s house. And Simon' s wife' s mother was taken with a great fever; and they besought him for her. Ary nony nitsangana niala tao amin' ny synagoga Jesosy, dia niditra tao an-tranon' i Simona. Ary azon' ny tazo mafy ny rafozam-bavin' i Simona; ary izy ireo nangataka taminy hahasitrana azy. Nony nitsangana niala tao amin' ny sinagoga Jeso, dia niditra tao an-tranon' i Simona. Sendra azon' ny tazo mahery ny rafozambavin' i Simona tamin' izay, ka niangavian' ny olona izy hahasitrana azy. Partant de la synagogue, il entra dans la maison de Simon. La belle-mère de Simon était en proie à une forte fièvre, et ils le prièrent à son sujet.