<-
->

Lio / Lk 4:14 And Jesus returned in the power of the Spirit into Galilee: and there went out a fame of him through all the region round about. Ary Jesosy niverina tamin' ny herin' ny Fanahy nankany Galilia; dia niely tamin' ny tany rehetra manodidina ny lazany. Tamin' izay Jeso, dia nentin' ny herin' ny Fanahy niverina tany Galilea indray, ary niely tamin' ny tany manodidina rehetra ny lazany. Jésus retourna en Galilée, avec la puissance de l' Esprit, et une rumeur se répandit par toute la région à son sujet.