<-
->

Lio / Lk 24:50 And he led them out as far as to Bethany, and he lifted up his hands, and blessed them. Ary Jesosy nitondra azy hatrany Betania, dia nanandratra ny tànany ka nitso-drano azy. Dia nentiny hivoaka ny tanàna hatrany Betania izy ireo, ary nanandratra ny tànany izy ka nitso-drano azy. Puis il les emmena jusque vers Béthanie et, levant les mains, il les bénit.