<-
->

Lio / Lk 24:44 And he said unto them, These are the words which I spake unto you, while I was yet with you, that all things must be fulfilled, which were written in the law of Moses, and in the prophets, and in the psalms, concerning me. Dia hoy Izy taminy: Izao no teniko izay nolazaiko taminareo, fony mbola tao aminareo Aho, fa tsy maintsy ho tanteraka izay rehetra nanoratana Ahy teo amin' ny lalàn' i Mosesy sy ny mpaminany ary ny Salamo. Dia hoy izy tamin' izy ireo: Izao no voalazako taminareo fony mbola teo aminareo aho, fa tsy maintsy ho tanteraka izay rehetra voasoratra momba ahy ao amin' ny Lalàn' i Moizy sy ny mpaminany ary ny Salamo. Puis il leur dit : " Telles sont bien les paroles que je vous ai dites quand j'étais encore avec vous : il faut que s' accomplisse tout ce qui est écrit de moi dans la Loi de Moïse, les Prophètes et les Psaumes. "