<-
->

Lio / Lk 24:36 And as they thus spake, Jesus himself stood in the midst of them, and saith unto them, Peace be unto you. Ary raha mbola nilaza izany izy, Jesosy dia nitsangana teo afovoany ka nanao taminy hoe: Fiadanana ho anareo. Mbola niresaka toy izany eo izy ireo, dia niseho teo afovoany Jeso ka nanao taminy hoe: Ho aminareo anie ny fiadanana! Aza matahotra, fa izaho ihany. Tandis qu' ils disaient cela, lui se tint au milieu d' eux et leur dit : " Paix à vous ! "