<-
->

Lio / Lk 24:27 And beginning at Moses and all the prophets, he expounded unto them in all the scriptures the things concerning himself. Dia nanomboka hatramin' i Mosesy sy ny mpaminany rehetra Izy, ka nanambara taminy ny hevitry ny teny milaza Azy ao amin' ny Soratra Masina rehetra. Dia novoasany tamin' izy ireo ny tenin' i Moizy sy ny mpaminany rehetra manambara azy ao amin' ny Soratra Masina. Et, commençant par Moïse et parcourant tous les Prophètes, il leur interpréta dans toutes les Écritures ce qui le concernait.