<-
->

Lio / Lk 24:15 And it came to pass, that, while they communed together and reasoned, Jesus himself drew near, and went with them. Ary raha mbola niresaka sy niara-nisaina izy, dia nanatona Jesosy ka niaraka taminy. Ary raha mbola niresaka sy nifampilaza izay heviny teny izy, dia nanatona azy Jeso ka niara-dàlana taminy: Et il advint, comme ils conversaient et discutaient ensemble, que Jésus en personne s' approcha, et il faisait route avec eux ;