<-
->

Lio / Lk 24:10 It was Mary Magdalene and Joanna, and Mary the mother of James, and other women that were with them, which told these things unto the apostles. Teo Maria Magdalena sy Johana ary Maria, renin' i Jakoba; ary ny vehivavy sasany izay naman' ireo koa dia nilaza izany tamin' ny Apostoly. dia Maria Madelena sy Joana ary Maria renin' i Jakoba izany, ary ny vehivavy hafa niaraka taminy koa dia samy nilaza izany tamin' ny Apostoly. C'étaient Marie la Magdaléenne, Jeanne et Marie, mère de Jacques. Les autres femmes qui étaient avec elles le dirent aussi aux apôtres ;