<-
->

Lio / Lk 23:26 And as they led him away, they laid hold upon one Simon, a Cyrenian, coming out of the country, and on him they laid the cross, that he might bear it after Jesus. Ary raha nitondra an' i Jesosy izy, dia nitana lehilahy Kyreniana anankiray atao hoe Simona, izay vao avy any an-tsaha, ka nampitondra iny ny hazo fijaliana hanaraka an' i Jesosy. Ary raha nitondra azy izy ireo, dia nisy lehilahy Sireneana anankiray avy any an-tsaha atao hoe Simona notanany, dia nampitondrainy ny hazo fijaliana nanaraka an' i Jeso. Quand ils l' emmenèrent, ils mirent la main sur un certain Simon de Cyrène qui revenait des champs, et le chargèrent de la croix pour la porter derrière Jésus.