<-
->

Lio / Lk 23:23 And they were instant with loud voices, requiring that he might be crucified. And the voices of them and of the chief priests prevailed. Fa niantso tamin' ny feo mafy ny olona ka nangataka hanomboana an' i Jesosy amin' ny hazo fijaliana. Ary nahery ny feon' ny olona. Nefa nikiry izy ireo niantso mafy nangataka azy hofantsihana amin' ny hazo fijaliana, ka nitombo nitombo ihany ny horakoraka. Mais eux insistaient à grands cris, demandant qu' il fût crucifié ; et leurs clameurs gagnaient en violence.