<-
->

Lio / Lk 22:52 Then Jesus said unto the chief priests, and captains of the temple, and the elders, which were come to him, Be ye come out, as against a thief, with swords and staves? Ary hoy Jesosy tamin' ny lohan' ny mpisorona sy ny lehiben' ny mpiambina ny tempoly ary ny loholona izay tonga hisambotra Azy: Mivoaka mitondra sabatra sy langilangy toy ny hisambotra jiolahy va ianareo? Ary hoy Jeso tamin' ny lohandohan' ny mpisorona sy ny mpandraharaha amin' ny tempoly ary ny loholona izay tonga teo handray azy: Mova tsy ny hisambotra jiolahy izato fihavinareo, mitondra sabatra sy langilangy! Puis Jésus dit à ceux qui s'étaient portés contre lui, grands prêtres, chefs des gardes du Temple et anciens : " Suis-je un brigand, que vous vous soyez mis en campagne avec des glaives et des bâtons ?