<-
->

Lio / Lk 22:47 And while he yet spake, behold a multitude, and he that was called Judas, one of the twelve, went before them, and drew near unto Jesus to kiss him. Ary raha mbola niteny Jesosy, indreo, tamy ny vahoaka, ary ilay atao hoe Jodasy, isan' ny roa ambin' ny folo lahy, dia nandeha teo alohany ka nanatona an' i Jesosy hanoroka Azy. Raha mbola niteny izy, dia indro nisy andian' olona maromaro nitranga, ka ilay atao hoe Jodasy, anankiray tamin' ny roa ambin' ny folo lahy, no loha làlana, ary nanatona an' i Jeso ilay io mba hanoroka azy. Tandis qu' il parlait encore, voici une foule, et à sa tête marchait le nommé Judas, l' un des Douze, qui s' approcha de Jésus pour lui donner un baiser.