<-
->

Lio / Lk 22:4 And he went his way, and communed with the chief priests and captains, how he might betray him unto them. dia nankao amin' ny lohan' ny mpisorona sy ny lehiben' ny mpiambina izy ka niresaka taminy ny amin' izay hamadihany an' i Jesosy amin' ireo. ka lasa izy nankany amin' ny lohandohan' ny mpisorona sy ny manam-pahefana niraharaha ny amin' izay hanolorany azy amin' izy ireo. Il s' en alla conférer avec les grands prêtres et les chefs des gardes sur le moyen de le leur livrer.