<-
->

Lio / Lk 22:2 And the chief priests and scribes sought how they might kill him; for they feared the people. Ary ny lohan' ny mpisorona sy ny mpanora-dalàna nitady izay hamonoany an' i Jesosy; nefa natahotra ny olona izy. ary ny lohandohan' ny mpisorona sy ny mpanora-dalàna dia nikaroka izay hevitra hamonoana an' i Jeso, fa natahotra ny vahoaka izy ireo. Et les grands prêtres et les scribes cherchaient comment le tuer, car ils avaient peur du peuple.