<-
->

Lio / Lk 20:19 And the chief priests and the scribes the same hour sought to lay hands on him; and they feared the people: for they perceived that he had spoken this parable against them. Ary tamin' izany ora izany dia nitady hisambotra Azy ny mpanora-dalàna sy ny lohan' ny mpisorona; nefa natahotra ny olona izy, satria fantany fa izy no nolazainy tamin' izany fanoharana izany. Dia notadiavin' ny lehiben' ny mpisorona sy ny mpanora-dalàna hosamborina teo no ho eo ihany izy, satria fantany fa izy ireo ihany no nanaovan' i Jeso izany fanoharana izany; saingy ny tahony ny vahoaka no nampiato azy indray. Les scribes et les grands prêtres cherchèrent à porter les mains sur lui à cette heure même, mais ils eurent peur du peuple. Ils avaient bien compris, en effet, que c'était pour eux qu' il avait dit cette parabole.